Entry (1/2) | 1 vokovoko |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Anaran-kafa ilazana ny lakroa, fa natokana kosa hilazaha ireo Fikambanana samihafa famonjena sy fanasoavana antokon' olona: Vokovoko mena, Vokovoko manga, Vokovoko maitso, Vokovoko volamena, Vokovoko fotsy. [1.1] |
Explanations in English |
4 the figure X; a cross [1.7] |
Explanations in French |
5 croix, forme de la lettre X [1.8] 6 croix [1.13] |
Examples |
7 Manatòna ny vokovoko mena. [2.117#33] 8 Ary dia izy no nokendren-dRaivato ny vokovoko. [2.69#0] 9 Karandohan' omby tohizin-kazo mitsatoka no eo ankavanan' ny vokovoko. [2.285#109] |
Analogs | 10 vokovokomisompirana |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 vokovoko |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in French |
16 (sens général : en forme de croix). Hibbertia coriacea (Pers.) Baill. (Dilleniaceae). Réf. Service Forestier 14809. [Betsimisaraka]
[1.196] |
Vocabulary |
17 Botany |
Scientific name |
|
Updated on 2021/09/30 |