Entry (1/2) | 1 vokovoko |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anaran-kafa ilazana ny lakroa, fa natokana kosa hilazaha ireo Fikambanana samihafa famonjena sy fanasoavana antokon' olona: Vokovoko mena, Vokovoko manga, Vokovoko maitso, Vokovoko volamena, Vokovoko fotsy. |
Explanations in English |
4 [1.7] the figure X; a cross |
Explanations in French |
5 [1.8] croix, forme de la lettre X 6 [1.13] croix |
Examples |
7 [2.117#33] Manatòna ny vokovoko mena. 8 [2.69#0] Ary dia izy no nokendren-dRaivato ny vokovoko. 9 [2.285#109] Karandohan' omby tohizin-kazo mitsatoka no eo ankavanan' ny vokovoko. |
Analogs | 10 vokovokomisompirana |
Compound words |
|
Titles |
Entry (2/2) | 20 vokovoko |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in French |
22 [1.196] (sens général : en forme de croix). Hibbertia coriacea (Pers.) Baill. (Dilleniaceae). Réf. Service Forestier 14809. [Betsimisaraka]
|
Vocabulary |
23 Botany |
Scientific name |
|
Updated on 2025/02/11 |
![]() |