Entry | 1 foitra ivoho |
Elementary words | 2 foitra, ivoho |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] foitra any an-damosina, zavatra tsy mety hisy, tsy azo heverina: Foitra ivoho izany, Rangahy ity Gisa mainty |
Explanations in English |
5 [1.2] [ivoho, behind.] An impossibility. |
Explanations in French |
6 [2.415#3248] C'est comme le nombril sur le dos. Expression pour dire que c' est impossible |
Updated on 2024/12/07 |