|
|
|
|

Entry1  vero may
Elementary words  2  vero, may
Part of speech  3  locution
Explanations in French  4  [1.3#829, 1.196] le pétillement du vero en feu
Figuré: fusillade, feu roulant
5  [2.415#466]
6  [La fusillade est un feu roulant qui ressemble au pétillement de l' herbe vero en feu] Sens général : agir sans relâche
Examples  7  Avy hatrany ireto dia nandroso nankao Ankodahoto tanàna sady nitifitra nanao vero may. [2.472#214]
8  Mbola narahin'izy mianaka tany ihany nanaovany vero may avy eto aoriana ireo, ka tsy navelany raha tsy efa lasan-davitra mihitsy. [2.324]

Updated on 2024/12/07