Entry | 1 fahamaizana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 [2.996.en#3.10.6] burning: hitomany noho ny fahamaizana izay narehitr' i Jehovah (bewail the burning which the Lord hath kindled) |
Examples |
4 [2.424#] Tsaboy toy ny mikarakara ratra na fahamaizana mahery vaika (p. 5 [4.27#] inona no anton' izao fahamaizana loatra hanolotra ireo velaran-tany ahitana fihandronam-by any Soalala izao? 6 [2.996#] fa aoka ny rahalahinareo, dia ny taranak' Isiraely rehetra, no hitomany noho ny fahamaizana izay narehitr' i Jehovah. |
Root | 7 may |
Morphology |
|
Anagrams | 10 fahamaizana, hamafazanay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |