|
|
|
|

Entry1  maimay
Root  2  may
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Dodona, maika: Maimay erỳ izy handeha omaly; izao anefa, tsy rototra indray [1.1]
Explanations in French  5  pressé, qui a hâte de [1.3]
Examples  6  maimay foana isika hanaraka ny fanaon' ny any ivelany. [2.445]
7  Nony efa tonga tany an-trano dia maimay be ihany ny fony. [2.324]
Derivatives 
8  Passive verbs :
9  Names :
10  Adjectives :
Proverbs  11  Proverbs containing the word maimay

Updated on 2020/07/31