|
|
|
|

Entry1  maimay
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Dodona, maika: Maimay erỳ izy handeha omaly; izao anefa, tsy rototra indray
Explanations in French  4  [1.3] pressé, qui a hâte de
Examples  5  [2.445] maimay foana isika hanaraka ny fanaon' ny any ivelany.
6  [2.324] Nony efa tonga tany an-trano dia maimay be ihany ny fony.
Root  7  may
Derivatives 
8  Passive verbs :
9  Names :
10  Adjectives :
Proverbs  11  Proverbs containing the word maimay

Updated on 2025/03/30