Entry | 1 roa volo |
Elementary words | 2 roa, volo |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza ny olona efa lehibebe ka fotsy sasaka ny volony 5 Enti-milaza zavatra mizara roa: "Tsy tiako, hoy Andrianampoinimerina, Imerina raha manao akanga roa volo" [1.1] |
Updated on 2023/01/01 |