Entry | 1 roa volo |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ny olona efa lehibebe ka fotsy sasaka ny volony Enti-milaza zavatra mizara roa: "Tsy tiako, hoy Andrianampoinimerina, Imerina raha manao akanga roa volo" |
Elementary words | 4 roa, volo |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |