|
|
|
|

Entry1  sady taviny no volony
Elementary words  2  tavy, tavy, volo
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza olona manana ny toetra soa rehetra, ohatra -- raha olona halaina ho vady no resahina -- sady mpanankarena no tsara tarehy [1.1]

Updated on 2023/06/24