Entry (1/3) | 1 volobe |
Elementary words | 2 volo, be |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Ny fantsona andehanan' ny bala amin' ny basy 5 Ny fantsona miolikolika amin' ny lalambika [1.1] |
Entry (2/3) | 6 volobe |
Elementary words | 7 volo, be |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in French |
9 (« grand bambou »). Cephalostachyum madagascariense A. Camus (Poaceae). Réf. H.Perrier 10848. Ce nom malgache est également donné aux grands bambous introduits : Dendrocalamus strictus Nees (Poaceae). [Betsimisaraka]
[1.196] |
Examples |
10 Ny endriny anefa dia maniry volobe ihany nefa kosa ny lohany dia sola ny antsasany. [2.895#76] |
Vocabulary |
11 Botany |
Scientific name |
|
Entry (3/3) | 13 Volobe |
Elementary words | 14 volo, be |
Part of speech | 15 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
16 Geography: towns |
Anagrams | 17 volobe, Volobe |
Updated on 2023/12/25 |