|
|
|
|

Entry1  voloina
Root  2  volo
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Misy voIo, be volo: Voloina ny ranjon-dRakoto ka tsy sahy mialapataloa izy
5  [1.13] be volovolo
Explanations in English  6  [1.7] hairy
Explanations in French  7  [1.8, 1.196] poilu
8  [1.8] chevelu
9  [1.13] pelucheux
10  [1.196] duveteux
Examples  11  Akanjo voloina sy mididy mananjara no azy mirahavavy ary tablie mangabe mivaky an-damosina no an' I Lidy si I Saonina? [2.470#16]
12  Tafatsangana ity voloina sy tomady be, izay sondriana nitetika ny tratrany amin' ny tombokavatsa anoloan' ny fitaratra anankiray. [2.895#36]
Compound words 

Anagrams  15  avolony, lovinao, novaloi, novolai, voloina, volonay

Updated on 2023/01/20