Entry |
akanga tsy roa volo
|
Elementary words | akanga ; tsy ; roa ; volo |
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | Teny nentin' Andrianampoinimerina hilazana ny tany sy ny firenena anjakan' ny fandriam-pahalemana [1.1]
|
Explanations in English | An assemblage of people who are subject to the same sovereign; lit. "birds of a feather." [1.2]
|
Explanations in French | Peuple, société où règne l'entente parfaite [1.3]
|
| Pintades qui n'ont qu'une couleur. Se disait d'un peuple ou d'une société où règne l'entente parfaite. [2.415]
|
|