|
|
|
|

Entry (1/2)1  ambany atsimo
Elementary words  2  ambany, atsimo
Part of speech  3  locution
Examples  4  avy any ambany atsimo: "Vonjeo e! [2.445#83]
5  Nokatrohan' izy telo lahy ny tanimbary ao ambany atsimo ka vita vetivety foana [1.1]
6  Nony teo ambany atsimon' ny tanànan' Anahimalemy dia nialana ny fiarakodia rehetra. [2.356#87]
7  Omby iray no anay taty an-tanàna fa ny sisa dia nozarain-dry zareo tao ambany atsimo. [2.643#24]
8  Nazava dia nazava ny alina tamin'izay ary nangina dia nangina, ka tsy nisy zavatra re afa-tsy ny fisiaky ny ahitra sy ny fimonomonon'ilay renirano kely tao ambany atsimo nifangaro tamin'ny feon'ny tamotamo [2.324]
9  [Ikopa] ... renirano lehibe eto Imerina, miandoha ao avaratra-atsinanan' i Manjakandriana, dia mandalo eo ambany atsimon' Antananarivo [1.10]

Entry (2/2)10  Ambany Atsimo
Part of speech  11  name (toponym)
Examples  12  Zazalahy mbola vao folo taona monja no nampikaikaika ireo mponina tao amin'ny fokontany ambany atsimo [4.14]
Tables and plates  13  Full list

Anagrams  14  Ambany Atsimo, ambany atsimo, Ambany Atsimo, ambany atsimo

Updated on 2023/01/01