Entry |
atsimo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Lafin' ny tany any an-kavanana raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny avaratra [1.1]
|
Explanations in English | The south. Atimo, and ambalaka used in the provinces. [1.2]
|
| The south [1.7]
|
Explanations in French | Sud [1.3, 1.8]
|
Examples | Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra
[2.472]
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
atsimo,
atsimony,
atsimon',
atsimon-,
atsimom- |
|
Derivatives |
|
Synonyms | |
Antonyms |
Compound words |
|
Ethnonyms |
|
Other spellings |
Proverbs |
|
Entry |
atsimo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Kely haja, mahantra [1.1]
|
|