Entry | 1 atsimotsimo |
Part of speech | 2 noun |
Examples |
3 [2.470#155] Nitsanga-malaina izy ka indry nihoatra ny tamboho sy nidina ao atsimotsimo ao 4 [2.588#] Ary teny Andrafonarivo, havoana ery atsimotsimo ambony andrefan'iny tanety iny, dia nisy koa ojona nitobitoby nitazana |
Vocabulary |
5 Space |
Root | 6 atsimo |
Analogs | 7 avarabaratra, atsinanananana, andrefandrefana |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |