Entry | 1 ambaniandro |
Elementary words | 2 ambany, andro |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Teny nilazana ny vahoakan' ny mpanjaka teto Imerina fahizay, afa-tsy ny andriana sy ny andevo 5 Hova, bemihisatra, folovohitra [1.1] |
Explanations in English |
6 [andro, the day.] The name given to the Hova by the other tribes; the Hova. [1.2] 7 the Merina people (used mainly by other tribes) [1.7] |
Explanations in French |
8 les habitants de l'Imerina (usité surtout par les autres tribus) [1.8] |
Synonyms | 9 ambanimasoandro |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word ambaniandro |
Anagrams | 11 ambaniandro, andrinamboa |
Updated on 2023/12/12 |