Entry | 1 vodivoampelatanana |
Root | 2 vody, voa, felatra, tanana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Halavan-drefy mitovy amin' ny haben' ny felatanana iray manontolo apetraka mihohoka; ny sakan' ny felatanana. Ny vodivoampelatanana dia mitovy amin' ny voantondro dimy [1.1] |
Explanations in French |
5 La largeur de la paume de la main. [2.415#6702] |
Examples |
6 Toy izao avy no fìlaza ny refy mahery: refy sy voatondro iray, roa, telo, efatra, refy sy vodivoampelatanana, refy hondry, refy sy vehana, refy sy hakiho refy sy hamaton-tsandry refy sy tovo-tsandry refy sy ampamelomantokana refy sy mamakitratra refy sy ampamelomandroa refy sy manindao. [2.436#] |
Vocabulary |
7 Space |
Updated on 2022/10/30 |