Entry (1/2) | 1 lohasaha |
Elementary words | 2 loha, saha |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 sampandrano [Bezanozano]
[1.78] 5 Lempona na ankandemponana anelanelan' ny tendrombohitra roa na manaraka ny vodivona [1.1] |
Explanations in English |
6 a valley [1.7] |
Explanations in French |
7 vallée [1.8, 1.13] |
Examples |
8 eny amin' ny lohasahan-dRefaima [2.996#29.17.5] 9 anankiray niandry ondry tany an-dohasaha [2.69#40] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word lohasaha |
Entry (2/2) | 15 Lohasaha |
Elementary words | 16 loha, saha |
Part of speech | 17 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
18 Geography: towns |
Anagrams | 19 lohasaha, Lohasaha |
Updated on 2023/09/07 |