|
|
|
|

Entry (1/3)1  saha
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  tany lemaka [Bara] [1.78]
4  lohasaha, tany lemaka [Sihanaka] [1.78]
5  lohasaha
6  tanimboly [Tanala] [1.78]
7  Tany malalaka tsy misy ala na tanàna fa saika fambolena fotsiny (mitovy amin' ny "ambanivohitra" izy amin' ity hevitra ity)
8  Mahafinaritra fa tsara rivotra ny mipetraka any an-tsaha
9  Tany voavoly somary lehibebe izay saika matetika voafaritra; tanimboly:
10  Kisolosolo tsara ny saham-boalobokay
11  Hatreto no ho miantsinanana no misy ny sahanay [1.1]
Explanations in English  12  the country, out of town; an orchard [1.2#536]
13  valley; a field, a garden; the country [1.7]
Explanations in French  14  vallée; champ; jardin; la campagne [1.8]
Examples  15  Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. [2.472#172]
Vocabulary  16  Geography: (in general)
Morphology 
17  Simple :
18  Prefixed :
Derivatives 
19  Names :
Analogs  20  tantsaha
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  37  Proverbs containing the word saha

Entry (2/3)38  saha
Part of speech  39  noun
Explanations in Malagasy  40  renirano [Taisaka] [1.78]
Explanations in English  41  used for renirano [Provincial] [1.2#536]
Vocabulary  42  Geography: (in general)

Entry (3/3)43  saha
Part of speech  44  noun
Explanations in Malagasy  45  ozona, ompa [1.1]
Explanations in French  46  insulte [1.3#557]

Anagrams  47  hasa, saha

Updated on 2023/06/12