Entry | 1 ompa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ozona, faniriana ratsy ho an' olona Teny ratsy atao amin' olona |
Explanations in English |
4 [1.2] opprobrious language desiring evil to another, abuse, reproach. [mal. Sumpah, and swa. Uapo, an oath.] comp. latsa. 5 [1.7] abusive or foul language |
Explanations in French |
6 [1.8] mot grossier, propos orduriers ; malédiction |
Examples |
7 Indraindray aza ovany sy arahiny ompa ratsy ny anarany. [2.470] 8 Aza mamaly ratsy ny ratsy, na mamaly ompa ny ompa, fa aleo aza misaotra; [2.996] |
Derivatives |
|
Synonyms | 14 ozona |
Titles | 15 Ny Ompa amin' ny teny malagasy (Verenako Myriam) |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word ompa |
Anagrams | 17 am-po, ampo, ompa, poma |
Updated on 2022/09/05 |