|
|
|
|

Entry (1/2)1  manompa
Root  2  ompa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manozona, maniry ratsy ho an' olona: Tsy manompa azy aho, fa raha mitohy izao hakamoany tzao tsy hanam-bariraiventy izy
5  Manao teny manaratsy, manao teny maharary: Nanompa ahy izy ka tsy maintsy mba tevatevaiko koa [1.1]
Explanations in English  6  to revile, to abuse, to vilify. [1.2]
7  to use foul language to threaten; to curse [1.7]
Explanations in French  8  maudire, menacer d'un langage grossier [1.8]
Examples  9  Rotsakazo kely izay no ikapohany azy, sady manompa sy miteny ratsy ireto zanany. [2.470]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  manozona, misahato, mitsitsika, misariko, manalikalika, manevateva, maniratsira, mikizaka, manao vava ratsy, manao teny maharary

Entry (2/2)15  manompà
Root  16  ompa
Part of speech  17  imperative of active verb manompa [Full list]
Explanations in Malagasy  18  [1.1]
Explanations in French  19  [1.3]

Anagrams  20  anompam, manampò, manampo, manompa, manompà, mpamòna, naompam

Updated on 2023/01/20