Entry (1/2) | 1 manompa |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manozona, maniry ratsy ho an' olona: Tsy manompa azy aho, fa raha mitohy izao hakamoany tzao tsy hanam-bariraiventy izy Manao teny manaratsy, manao teny maharary: Nanompa ahy izy ka tsy maintsy mba tevatevaiko koa |
Explanations in English |
4 [1.2] to revile, to abuse, to vilify. 5 [1.7] to use foul language to threaten; to curse |
Explanations in French |
6 [1.8] maudire, menacer d'un langage grossier |
Examples |
7 [2.470] Rotsakazo kely izay no ikapohany azy, sady manompa sy miteny ratsy ireto zanany. |
Root | 8 ompa |
Morphology |
|
Analogs | 13 manozona, misahato, mitsitsika, misariko, manalikalika, manevateva, maniratsira, mikizaka, manao vava ratsy, manao teny maharary |
Entry (2/2) | 14 manompà |
Part of speech | 15 imperative of active verb manompa [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Root | 18 ompa |
Anagrams | 19 anompam, manampò, manampo, manompà, manompa, mpamòna, naompam |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |