Entry | ozona | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Teny firariana ratsy ny hafa; fianianana iantsoana loza; ompa. [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | A curse [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Malédiction, imprécation [1.8] | |||||||||||||||
Examples | Ny hitondra anao any amin' ilay toerana dia tsy azoko atao mihitsy, hoy izy, satria mafy loatra ny ozona amin' izany.
[2.471] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Updated on 2023/10/20 |