Entry | 1 fanozonana |
Root | 2 ozona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Faniriana ratsy ny hafa, fanompana [1.1] |
Explanations in French |
5 La malédiction, l’imprécation [1.3#475] |
Examples |
6 Ny vava iray ihany no ivoahan' ny fisaorana sy ny fanozonana. [2.996#] 7 Ny ankamaroan' ny teny fanozonana dia mampiasa ny teny hoe: tsy mba, aza, tsy, sandra, izay manana hevitra mitovy saingy tsy miasa raha tsy amin' ny firariana zavatra ratsy ihany. [1.519#] |
Updated on 2023/01/08 |