|
|
|
|

Entry1  fanozona
Root  2  ozona
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manozona
Azo ozonina: Tsy mba fanozona ny zanaka nateraka
Explanations in French  5  [1.3#475] Celui qui mérite d’être maudit, manière de maudire
Examples  6  fa ny fanondron' ny mpanozon-doha iray ataony misakana ao an-tendan ny akohokely, tsy hilatsahan' ny tangena any an-kibony, ary ataony faingana ny fanozona ny hovelomina [2.857#]

Updated on 2024/12/11