Entry 1/3 fanompana (ompa)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanozonana, faniriana ratsy ho an' olona: Tsy raharahako izay fanomponao; tsy hahavoa ahy izany
Fanalikalikana, fanaovana vava ratsy: Tsy lefitro izany fanompanao izany ka hitory aho [1.1]

Entry 2/3 fanompana (ompana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina manompana, izany hoe mampiraikitra, mampiankina [1.1]

Entry 3/3 fanompàna
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] sinibe [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/04/10