Entry | 1 renirano |
Elementary words | 2 reny, rano |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Rano mandeha lehibe avy amin' ny fitambaran' ny sakelidrano maro, ka mivarina any an' ony: Ikopa sy i Mahajilo dia samy renirano, fa ny iray mivarina any amin' ny onin' i Betsiboka, ny iray any amin' ny onin' i Tsiribihina 5 [1.13] rano mandeha amin'ny faritra iray |
Explanations in French |
6 [1.13] cours d'eau |
Examples |
7 Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano Sahabe. [2.472] 8 Dia niainga niala teo izy, ka nidina nanaraka ilay renirano, mba tsy ho hitan'ireo jirika, raha miverina izy. [2.324] |
Vocabulary |
9 Geography: (in general) |
Analogs | 10 ony |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word renirano |
Tables and plates |
13 rivers |
Illustrations |
|
Updated on 2023/06/12 |