|
|
|
|

Entry (1/2)1  ony
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Renirano mivarina any an-dranomasina [1.1]
Explanations in English  4  a river. See renirano. [mal. Sungai. For omission of s see ompa, etc.] [1.2]
5  a river [1.7]
Explanations in French  6  rivière [1.8, 1.13]
7  fleuve [1.8]
Examples  8  Teo amoron' ony ianao, no nofisiko namintana; [2.1022#]
9  misy adaladala isika koa manao rano maina ony. [2.298#72]
10  Mandoro biriky eny amoron' ny ony koa izy ireo. [2.445#117]
Vocabulary  11  Geography: (in general)
Analogs  12  renirano
Compound words 
Zoonyms 
Titles  17  Ilay ony (Rafanoharana)
Proverbs  18  Proverbs containing the word ony
Tables and plates  19  rivers
Article  20  Randzavola: ony ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
21  22  23 

Entry (2/2)24  ony
Part of speech  25  Unspecified
Explanations in English  26  See onotra [1.2]

Anagrams  27  ino, nio, noi, ony

Updated on 2023/08/11