|
|
|
|

Entry (1/2)1  tako-doha
Elementary words  2  takotra, loha
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  haron-kely mitovy ny sakany sy ny lavany ary misy takony fampiasan' ny Betsimisaraka hitondrana faham-bary ho an' ny vahiny [1.1]

Entry (2/2)5  takodoha
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  entana [Tanosy] [1.78]

Anagrams  8  tako-doha, takodoha, tako-doha, takodoha

Updated on 2023/06/21