Entry | 1 lohateny |
Root | 2 loha |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Anarana -- izay matetika teny fohifohy -- entina hilazana boky na toko iray amin' ny boky na koa lahateny famelabelaran-kevitra: "Mba olom-banona" no lohateny nalain' ny mpampianatra anay ho voaboasana 5 Fifanarahana fa hifamela heloka na hifandefitra na hifanampy. [1.1] |
Explanations in English |
6 a title, a heading [1.7] |
Explanations in French |
7 titre [1.8, 1.13, 1.5.fr#193] |
Examples |
8 Anaovy lohateny ny andininy tsirairay. [2.285#46] 9 jereo ka diniho tsara ny lohateny nomeny azy. [2.314#88] 10 Ny sasany indray mamaky ireo lohateny vita sora-baventy. [2.117#65] 11 Koa izao no lohateny vaovao narosony ary nekeko : "Ny fianarana mampisaraka amin'ny tany" [2.356#95] |
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word lohateny |
Anagrams | 14 lohateny, natohely |
Updated on 2023/08/11 |