Entry | 1 lohateny |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anarana -- izay matetika teny fohifohy -- entina hilazana boky na toko iray amin' ny boky na koa lahateny famelabelaran-kevitra: "Mba olom-banona" no lohateny nalain' ny mpampianatra anay ho voaboasana Fifanarahana fa hifamela heloka na hifandefitra na hifanampy. |
Explanations in English |
4 [1.7] a title, a heading |
Explanations in French |
5 [1.8, 1.13, 1.5.fr#193] titre |
Examples |
6 [2.285#46] Anaovy lohateny ny andininy tsirairay. 7 [2.314#88] jereo ka diniho tsara ny lohateny nomeny azy. 8 [2.117#65] Ny sasany indray mamaky ireo lohateny vita sora-baventy. 9 [2.356#95] Koa izao no lohateny vaovao narosony ary nekeko : "Ny fianarana mampisaraka amin'ny tany" |
Elementary words | 10 loha, teny |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word lohateny |
Anagrams | 13 hiteloan, hotelina, lohateny, natohely |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |