Entry | 1 lohahevitra |
Elementary words | 2 loha, hevitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 ny ventin-teny halahatra [1.1] |
Explanations in English |
5 a point in discussion [1.7] |
Explanations in French |
6 l'essentiel de la discussion, le thème [1.8] |
Examples |
7 Mba hiampita tokoa ny fanilo, araka ny lohahevitra. [1.368#] 8 Ataovy mazava ny drafitry ny lahatsoratra sy ny lohahevitra. [2.285#] 9 Manana fomba manokana ifidianana ny lohahevitra hiompanana izahay. [1.369#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/03/25 |