Entry 1/2 fiandohana (loha)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiantombohana [1.1]
Explanations in English The source, the beginning [1.7]
Explanations in French Le commencement, la source [1.3, 1.8]
 Le point de départ, le principe [1.3]
 Origine [1.8]
Examples Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana. [2.996]
Compound words 

Entry 2/2 Fiandohana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Boky mirakitra fandinihana momba ny fiandohan' izao tontolo izao, ny fiandohan' olombelona, ny fiandohan' ny fahotana ary ny fiandohan' ny Vahoakan' Andriamanitra [2.611]
Vocabulary 
Synonyms Genesisy ~ Jenezy
Full text Parallel Bibles

Anagrams 

Updated on 2023/06/07