|
|
|
|

Entry1  tohy loha
Elementary words  2  tohy, loha
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ilazana ny lamba izay nampiana ila keliny mifampitohy ny lambanany; atao hoe: "kely ila" koa ny anaran' ny lamba toy izany [1.1]
5  [tohiloha] Lamba efa malemy sy rovitra ka ny sisiny roa no avitrana atao ampovoany [1.1]
Explanations in French  6  action de mettre au milieu et de coudre les bords extérieurs d'un lamba dont le milieu est usé [1.3]
Proverbs  7  Proverbs containing the word tohy loha

Updated on 2023/07/23