Entry | 1 tohy loha |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ilazana ny lamba izay nampiana ila keliny mifampitohy ny lambanany; atao hoe: "kely ila" koa ny anaran' ny lamba toy izany 4 [1.1][tohiloha] Lamba efa malemy sy rovitra ka ny sisiny roa no avitrana atao ampovoany |
Explanations in French |
5 [1.3] action de mettre au milieu et de coudre les bords extérieurs d'un lamba dont le milieu est usé |
Elementary words | 6 tohy, loha |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word tohy loha |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |