|
|
|
|

Entry (1/2)1  tohy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavatra anampy zavatra hafa iray mba hahafeno tsara ilay voalohany: Liana handre ny tohin' ilay tantara aho
Fampidiran-javatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na tsora-by: Tohy vakana
Famerenanjavatra na fiverenan-javatra fanindroany indray: Matahotra aho sao hisy tohiny ity ady ity
Fanalavana: Ny rambo, hono, dia tohin' ny hazondamosina ihany ~ Fohy loatra io tady io ka tsy hahatakatra raha tsy asiana tohiny
Fomba na asa enti-mampitambatra: Ataovy tsara tohy ireo hazo ireo
Explanations in French  4  [1.13] fonction, raccordement, connexion
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 

Entry (2/2)22  tohy
Part of speech  23  noun
Explanations in Malagasy  24  [1.78] [Taisaka] fifandonana

Anagrams  25 

Updated on 2025/01/21