Entry (1/4) | 1 manohy |
Root | 2 hohy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 mihady amin' ny hoho na amin-java-maranitra; manokatra [1.1] |
Explanations in French |
5 creuser avec les griffes ou avec un instrument, déterrer [1.3] |
Morphology |
|
Entry (2/4) | 10 manohy |
Root | 11 tohy |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in Malagasy |
13 manampy, manalava: Tsy fanao, hoy ny Ntaolo, ny manohy rofia ny foly mena 14 tsy manapaka na mampijanona ny efa natomboka: Mbola hanohy ny diany hatrany Salazamay izy ~ Lasa nanohy ny fianarany any Toulouse izy [1.1] |
Explanations in French |
15 ajouter, unir, continuer [1.3] |
Morphology |
|
Entry (3/4) | 20 mañohy |
Part of speech | 21 active verb |
Explanations in Malagasy |
22 mihehy [Sihanaka]
[1.78] |
Synonyms | 23 mañoehy |
Entry (4/4) | 24 manohy |
Part of speech | 25 active verb |
Explanations in Malagasy |
26 maka tantely ao amin'ny tohotra [Tanosy]
[1.78] |
Morphology |
|
Anagrams | 31 anohim, hainom, hamoin, hamony, hanoim, hinoam, hinoma, homani, homañy, homany, maniho, mañohy, manohy, nahimo, namohy |
Updated on 2023/01/20 |