Entry (1/2) | 1 mpampitohy |
Root | 2 tohy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Sokajin-teny entina mampitohy teny roa, izay mety ho anarana (ny saka sy ny alika, vady aman-janaka), mpamaritra milaza toetra (tsara sy fy), matoanteny roa (manoratra na mamaky), fehezankevitra roa (handeha aho ary hijanona izy); mpampitohy fehezan-kevitra: teny enti-mampitohy fehezan-kevitra iankinany (nomena valisoa izy satria nianatra tsara) sokajinteny 5 [1.13] zanateny mampifandray fehezanteny roa mitovy sokajy na anjara asa |
Explanations in English |
6 [3.1] coordinating conjunction |
Explanations in French |
7 [1.13] conjonction de coordination |
Examples |
8 tafasaraka amin-taho no angamba tena fanoratra ara-pitsipika eto satria ny "amana" teny mpampitohy fa ny "amy" no mpa-mpikambana. [2.314#] |
Vocabulary |
9 Linguistics |
Compound words |
|
Tables and plates |
11 All the conjunctions |
Entry (2/2) | 12 mpampitohy |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 [1.13] forongo mpanelanelana |
Explanations in French |
15 [1.13] pièce intermédiaire connecteur |
Vocabulary |
16 Technology |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |