Entry | 1 mitohy |
Root | 2 tohy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampiditra zavatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na amin'ny tsora-by: Nitohy vakana anikeheo ny zokinay 5 a) misy tsy tapaka, tsy misy fiatoana: Nitohy ny ranonorana nandritra ny herinandro ka vaky ny fefiloha 6 b) mifanarakaraka betsaka: Nahita soavaly betsaka nitohy teny an-dalana izahay [1.1] 7 tsy miato [1.13] |
Explanations in French |
8 Enfiler des perles, de la viande etc. 9 être ajouté, uni, enfilé; continuer, comme la pluie, comme un procès, ne pas discontinuer, se suivre: Nitohy ny ranonorana nandritra ny herinandro (La pluie n’a pas discontinué pendant une semaine) ~ Nitohy tsara ny laha-teny nataony (Son discours se suivait bien) ~ Nisy ramole betsaka nitohy teny an-dàlana (Il y avait beaucoup de mulets qui se suivaient sur la route) [1.3#710] 10 continu [1.13] |
Examples |
11 Fa ny firavoravoana dia mbola mitohy. [2.508#] 12 Dia miditra mitohy ao ihany ny kabary. [2.245#] 13 fa raha mitohy ihany dia mahatratra ny lanitra. [2.69#] |
Morphology |
|
Analogs | 18 manao ranolava |
Compound words |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word mitohy |
Illustrations |
|
Updated on 2023/06/24 |