Entry | 1 mitohy |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mampiditra zavatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na amin'ny tsora-by: Nitohy vakana anikeheo ny zokinay a) misy tsy tapaka, tsy misy fiatoana: Nitohy ny ranonorana nandritra ny herinandro ka vaky ny fefiloha b) mifanarakaraka betsaka: Nahita soavaly betsaka nitohy teny an-dalana izahay 4 [1.13] tsy miato |
Explanations in French |
5 [1.3#710] Enfiler des perles, de la viande etc. être ajouté, uni, enfilé; continuer, comme la pluie, comme un procès, ne pas discontinuer, se suivre: Nitohy ny ranonorana nandritra ny herinandro (La pluie n’a pas discontinué pendant une semaine) ~ Nitohy tsara ny laha-teny nataony (Son discours se suivait bien) ~ Nisy ramole betsaka nitohy teny an-dàlana (Il y avait beaucoup de mulets qui se suivaient sur la route) 6 [1.13] continu |
Examples |
7 [2.508#] Fa ny firavoravoana dia mbola mitohy. 8 [2.245#] Dia miditra mitohy ao ihany ny kabary. 9 [2.69#] fa raha mitohy ihany dia mahatratra ny lanitra. |
Root | 10 tohy |
Morphology |
|
Analogs | 15 manao ranolava |
Compound words |
|
Titles |
Proverbs | 28 Proverbs containing the word mitohy |
Illustrations |
|
Updated on 2025/01/31 |
![]() |