|
|
|
|

Entry1  karandoha
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] taolana mifaritra boribory izay mifono ny atidoha sady miaro azy
4  [1.13] fitambaran'ny taolan-doha
Explanations in English  5  [1.7] a skull
Explanations in French  6  [1.8, 1.13] crâne
Examples  7  [2.285#] Kanefa vitsy ny karandoha sisa tavela ahazoa-mamantatra izany.
8  [2.424#] Ny taolan'ny karandoha dia mbola tsy mifotona tanteraka eo amin'io toerana io.
Vocabulary  9  Biology
Elementary words  10  karana, loha
Compound words 
Phytonyms 

Anagrams  13  handaroka, handraoka, handroaka, karandoha

Updated on 2025/01/21