Entry (1/7) | 1 karàna |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy | 3 Kinga, fetsy ratsy, fatsaka. [1.1] |
Explanations in French | 4 habile, rusé, roué [1.3#313] |
Compound words |
|
Entry (2/7) | 6 karana |
Part of speech | 7 noun |
Vocabulary |
8 Biology |
Explanations in Malagasy | 9 (fihasimban' ny hoe harana). 10 Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1] |
Synonyms | 11 rikarikan-taolana |
Compound words |
|
Entry (3/7) | 13 karana |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in French | 15 armature, canevas [1.13] |
Compound words |
|
Entry (4/7) | 18 karaña |
Part of speech | 19 noun |
Vocabulary |
20 Geography: (in general) 21 Navigation |
Explanations in French | 22 brisants. (rìva). [Tankarana] [1.19] |
Entry (5/7) | 23 Karàna |
Part of speech | 24 name (anthroponym) |
Vocabulary |
25 History |
Explanations in Malagasy | 26 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Indes (Azia atsimo): Anisan' ny mahantra eran-tany ny Karana na Hindou noho ny habetsahany, nefa misy manana tapitr' ohatra koa [1.1] |
Explanations in English | 27 an East Indian or Pakistanese [1.7] |
Explanations in French | 28 Indien ou Pakistanais [1.8]29 Indien, Hindou [1.13] |
Tables and plates |
30 Full list |
Entry (6/7) | 31 Karàna |
Part of speech | 32 name (biblical) |
Vocabulary |
33 Holy Scriptures |
Explanations in English | 34 Cheran [2.996] |
Explanations in French | 35 Kerân [2.996] |
Biblical quotes | 36 Chapters and verses mentioning Karàna |
Tables and plates |
37 Full list |
Anagrams | 38 Karàna, karana, karaña, karàna, Karàna, karana, karaña, karàna, Karàna, karana, karaña, karàna, Karàna, karana, karaña, karàna |
Updated on 2023/07/31 |