Entry 1/6 loharano
Elementary words loha ; rano
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano
Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana [1.1]
Explanations in English A spring of water [1.7]
Explanations in French Source [1.8]
Examples ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy [2.48]
Compound words 
Phytonyms 
Titles Loharano
Voninkazo loharano
Proverbs 

Entry 2/6 Loharano
Part of speech name (book title)
Subtitle T7
Publishings 1996. Ambozontany. Width: 15cm. Height: 22cm. Pages: 191. Analamahitsy.
Tables and plates All the titles

Entry 3/6 Loharano
Part of speech name (book title)
Subtitle T8
Publishings 1987. Ambozontany. Width: 15cm. Height: 22cm. Pages: 192. Fianarantsoa.
Tables and plates All the titles

Entry 4/6 Loharano
Part of speech name (book title)
Subtitle T9
Publishings 1988. Ambozontany. Width: 15cm. Height: 22cm. Pages: 152. Fianarantsoa.
Tables and plates All the titles

Entry 5/6 Loharano
Elementary words loharano
Part of speech name (newspaper)
Author Andrianjafitrimo Edouard
Vocabulary 
Tables and plates All the titles

Entry 6/6 Loharano (loha, rano)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Coordinates -25.0833333, 46.8166667
-24.7166667, 46.8833333
-22.6166667, 47.8666667
-21.95, 48.1

Anagrams 

Updated on 2023/08/08