Entry |
ambozontany
|
Elementary words | vozona ; tany |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsileo]
Anarana omena ny hadilanana na keoka mampitohy havoana roa mifanakaiky,
toy ny eo amin' ny iorenan' ny katedraly katolika ao Fianarantsoa.
Toy ny toerana omen' ny
Merina
anarana hoe
ankadilanana izany.
[1.10]
|
|
Entry |
Ambozontany
|
Part of speech | name (toponym)
|
Explanations in French | Quartier de la vieille ville haute de Fianarantsoa
[3.1]
|
Vocabulary |
Coordinates | -21.4333333, 47.0833333
|
Illustrations |
|
|
Entry |
Ambozontany
|
Part of speech | name (institution)
|
Explanations in French | Raison sociale de la maison d'éditions de la Compagnie de Jésus,
autrefois située à Fianarantsoa (quartier d' Ambozontany ),
et maintenant à
Analamahitsy,
au nord d'
Antananarivo
[3.1]
|
Vocabulary |
Madagascar Catalog |
|
Tables and plates | All the titles
|
Illustrations |
|
|