|
|
|
|

Entry1  Rakotonaivo François
Elementary words  2  Rakotonaivo, François
Part of speech  3  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [2.327] Rakotonaivo François (1924-)
Teraka tany Betatao (Anjojorobe) tamin' ny 10 oktobra 1924. Nianatra tao amin' ny Petit Séminaire-Ambohipo, Kolejy Masina Misely-Amparibe, ary Lycée Galliéni izy. Nampianatra nandritra ny 14 taona. Nanomboka nanoratra tao amin' ny gazety "Anivon' ny Riaka - L' Ile Australe" niandraikitran' Andriamatoa Régis Rajemisa-Raolison. Talen' ny gazety Sori-Dalana (1957-1958). Tonian' ny Filazam-baovao tao amin' ny Radio-Madagasikara teto Antananarivo, tany Antsiranana sy tany Fianarantsoa. Talen' ny Radio-Madagasikara (1976-1978). Mari-boninahitra: Chevalier de l'Ordre national Malagasy.
Vocabulary  5  Literature: authors
Literary works  6  1961 Fianarana jeografia
7  1970 Ny Haintenin'ny Ntaolo
8  1990 Hainteny ankehitriny
9  1990 Le laïcat et la pastorale de la justice et la charité : à Madagascar depuis son indépendance en 1960
10  1993 Ny diam-penin' ny Avana Ramanantoanina
11  1993 Rakibolana frantsay - malagasy : Dictionnaire français - malgache
12  1997 Ny riba malagasy eran' ny nosy

Updated on 2024/12/10