Entry (1/2) | 1 anivon' ny riaka |
Elementary words | 2 anivo, riaka |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza izay tany voahodidin' ny rano toa an' i Madagasikara, ka izany teny izany indrindra no nilazana ny Nosin' ny Malagasy fahizay |
Explanations in English |
5 [1.2] the whole island of Madagascar |
Explanations in French |
6 [1.3] au milieu des torrents ou de la mer Madagascar |
Titles | 7 Anivon' ny Riaka () |
Entry (2/2) | 8 Anivon' ny Riaka |
Elementary words | 9 anivon' ny riaka |
Part of speech | 10 name (newspaper) |
Vocabulary |
11 Publishers, newspapers |
Anagrams | 12 Anivon' ny Riaka, anivon' ny riaka |
Updated on 2024/01/22 |