Entry (1/6) | 1 loharano |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana |
Explanations in English |
4 [1.7] a spring of water |
Explanations in French |
5 [1.8] source |
Examples |
6 [2.48] ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy |
Elementary words | 7 loha, rano |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word loharano |
Entry (2/6) | 15 Loharano |
Subtitle | 16 T7 |
Part of speech | 17 name (book title) [Full list] |
Vocabulary |
18 Education |
Author |
19 Rabemiza Basile, Randrianasolo Joseph Labre, Rakotonjanahary Benoît, Randriambololona André, Razanamanana Marie Jeanne, Randrianirinasoa Jean Hippolyte |
Publishings |
20 Analamahitsy, 1996. Height: 22cm. Width: 15cm. Pages: 191 |
Entry (3/6) | 21 Loharano |
Subtitle | 22 T8 |
Part of speech | 23 name (book title) [Full list] |
Vocabulary |
24 Education |
Author |
25 Rakotonjanahary Benoît, Randrianasolo Joseph Labre, Razanamanana Marie Jeanne, Rabemiza Basile, Randrianirinasoa Jean Hippolyte, Randriambololona André, Ralambozafy Jean |
Publishings |
26 Fianarantsoa, 1987. Height: 22cm. Width: 15cm. Pages: 192 |
Entry (4/6) | 27 Loharano |
Subtitle | 28 T9 |
Part of speech | 29 name (book title) [Full list] |
Vocabulary |
30 Education |
Author |
31 Randriambololona André, Rabenandrasana Alfred, Randrianasolo Joseph Labre, Rafaralahimboa Henriette, Ralambozafy Jean, Rakotonjanahary Benoît, Rabemiza Basile |
Publishings |
32 Fianarantsoa, 1988. Height: 22cm. Width: 15cm. Pages: 152 |
Entry (5/6) | 33 Loharano |
Part of speech | 34 name (newspaper) |
Vocabulary |
35 Publishers, newspapers |
Elementary words | 36 loharano, loha, rano |
Author |
37 Andrianjafitrimo Edouard |
Entry (6/6) | 38 Loharano |
Part of speech | 39 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
40 Geography: towns |
Elementary words | 41 loha, rano |
Anagrams | 42 hanolora, holaroan, holoaran, holorana, horoñala, loharano, Loharano |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |