Entry | 1 ron-doha |
Elementary words | 2 loha |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 fieritreretana mafy, fisahiranana, fiahiahiana: Lany ron-doha taminao ny ray aman-dreninao [1.1] |
Examples |
5 Tsy misy haiko intsony ny fianarana nandaniako rondoha. [2.445#] 6 Mandritra izany fotoana izany, ny solombavambahoakantsika tsy nofinidy dia mandany rondoha mba ho afaka mitango faran' izay ela indrindra ny tombontsoa mifandraika amin' ny toerana nomena azy. [4.27#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/01/01 |