Entry | 1 miandoha |
Root | 2 loha |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miantomboka: Efa miandoha ny lohataona ka mitsimoka ny ahitra [1.1] |
Explanations in English |
5 to commence, to begin [1.7] |
Explanations in French |
6 avoir sa source, son commencement à; commencer [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 andamohy, hamodian, hanodiam, hodainam, iandoham, idanoham, idonaham, miandoha, nidoaham, oman-dahy |
Updated on 2023/01/20 |